|
|
|
|

Teny iditra 1  mangarika
Fototeny  2 harika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijery manao maso mitsivalana amin' ny sasany, mariky ny hasosorana, tsy fitiavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to look askance, to stare at obliquely, to scowl at. [1.2]
10 to scowl, to glare at [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 regarder de travers, avec colère [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mangarika, 13 mikaranga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21