|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangaro
Fototeny  2  haro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  mampifangaro [Taisaka] [1.78]
5  Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro vary koa ianao izany!
6  Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko
7  Mamaho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  to mix [1.2, 1.7]
9  to mingle, to jumble up. [1.2]
10  to stir [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  mélanger, remuer [1.8]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)16  mangaro
Fototeny  17  haro
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19  mihady [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  20  mangaro, moranga

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10