|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mangaroharo
Fototeny  2 haroharo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to feel nauseated. (prov.) [1.2]

Teny iditra (2/3) 8  mangaroharo
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 [Bara] mampahasosotra, manorisory [1.78]

Teny iditra (3/3) 11  mangaroharo
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Tanosy] mampifangaro [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20