Teny iditra | 1 mangavoka |
Fototeny | 2 havoka |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Vasoka, tsy mihiratra na mandina fa matroka: Mangavoka izany ranjon' ise izany, ry Naivo, fa' ndeha sasao [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |