Teny iditra |
mangebaka
(hebaka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Foana ao anatiny, ka mipempo na mifetaka toy ny kibo noana na ny baolina fingotra tsy misy rivotra manabontsina azy [1.10]
|
| Noana, reraka, foana ny ao anaty: Mangebaka izany ny kibo ka aoka aloha hisakafo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Ravenously hungry; used also of a bag that had been crammed full but is now partially empty. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Vide, avoir faim [1.3]
|
|
Teny iditra |
mangebaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Loaka, lempona [1.78]
|
|