|
|
|
|

Teny iditra 1  mangeboka
Fototeny  2 geboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitana ho antena, mihinana: Tsy mba matoky azy intsony aho fa efa nangeboka ny volako izy
9 Mandany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Gober, retenir, prendre pour soi [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20