Teny iditra | 1 mangeokeoka |
Fototeny | 2 heokeoka |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeokeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to feel a tickling sensation in the throat. |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 mangeoka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |