|
|
|
|

Teny iditra 1  mangintsina
Fototeny  2 hintsina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 marenina sy donto azon' ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin' ny tabataba-masinina ato avaratra
8 mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon' ny hatsiaha mamirifiry
9 manaintaina: Mangintsina, hono, ny tanany fa voatsindron' ny fanjaitra
10 leo, madilo: Inona no tena marinamomba an' io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin' ny tsaho mandeha? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to ring (of the ears) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 tinter (se dit des oreilles) [1.8]
Voambolana  13  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20