|
|
|
|

Teny iditra 1  mangintsy
Fototeny  2 hintsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mangatsiaka, manaikitra, mamirifiry: Mangintsy izany andro izany, zalahy
8 Mahatsiaro mangatsiaka, mamirifiry: Mangintsy aho farakofy bodofotsy
9 Vita tanteraka tsy iverenana intsony. [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mangintsy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04