|
|
|
|

Teny iditra 1  mangitakitaka
Fototeny  2 hitakitaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mipararetra, mihenavelona: Mangitakitaky ny tahotra aho
9 Taitra, mivadi-po: Tsy nangitakitaka izy na dia kely ahory aza, nefa teo am-bavan' ny fahafatesana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to tremble, to shake, as leaves or the voice; to palpitate, or to be in pain, as the heart or one's bones [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 palpiter, être émotionné [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20