Teny iditra mangoakoaka (hoakoaka (hoaka))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy loaka, misy lavaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangoakoaka
Ny lasa : nangoakoaka
Ny hoavy : hangoakoaka
Tovy hevitra mangoaka

Teny iditra mangoakoaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] Habakabaka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20