Teny iditra | mangoana (goana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To knock, to rap. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Foana, tapitra tsy misy intsony, lany: Nangoaña tao ny sambaike handy ahay tsy bany mihinaña (tapitra tsy nisy intsony ny mangahazo masaka kilavalava nefa izahay tsy mbola nihinana) [1.78] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | amangano, mañagoña, mangoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/11 |