|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mangopetaka
Fototeny  2 hopetaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza zavatra mipetaka be na mipetaka mihanaka makadiry: Nony sitrana ilay fera dia nisy takopery nangopetaka nanarona azy ~ Mangopetaka amin' ny rindrina ny rihitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 spread, somewhat diffused. [1.2]
Tsipelina hafa  9 mangopeta

Teny iditra (2/2) 10  mangopetaka
Fototeny  11 kopetaka
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  16 jereo kopetaka [1.62]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22