Teny iditra | 1 mangotsohotso |
Fototeny | 2 hotsohotso |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Voambolana |
4 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Tsaroana misy manaintaina, manindrontsindrona any anaty taolana: Mangotsohotso ny ranjoko izany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qui cause ou ressent des douleurs rhumatismales dans les os [1.3] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |