|
|
|
|

Teny iditra 1  maniasia
Fototeny  2 siasia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mivily, mibirioka: Tsy mahagaga izany satria mety maniasia tokoa ny fo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to wander from the right path, to turn aside to the right and left [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 s'écarter du bon chemin, s'égarer à droite et à gauche [1.8]
Ohatra  10  Olona maniasia amin'ny fony izy ka tsy mahalala ny lalako [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20