| Teny iditra | 1 manifika |
| Fototeny | 2 hifika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mampiala, manesotra: Nanifika ny rano tamin' ny anana izy ka lena ny tarehiko
9 Manda, manosika: Nanifika azy ny fokonolona [1.1] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manifika |
| Fivaditsoratra | 11 famikina, manifika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|