|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manifotra
Fototeny  2 hifotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 mameno, manentsina, manampina [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  manifotra
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 ilazana ny tany mafy ny ambony nefa malemy ny ambany
12 Entina milaza koa ny olona mora kivy raha mbola tsy nanandrana akory [1.1]

Fivaditsoratra  manifotra, 13 mifañotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04