|
|
|
|

Teny iditra 1  manihika
Fototeny  2 tsihika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka hazandrano amin' ny tandroho: Lasa nanihika any amorona izy
9 Maka, mandany, mangalatra tsikelikely: Manihika ny fananan' ny madinika no ataon' ny mpangoron-karena [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manihika, 11 mihakina, 12 mihanaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21