|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manihy (hihy)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  mikiky, mikory [Tanala] [1.78]4  mikiky [Tanosy] [1.78]5  Mikiky (hazo); manala ny hodi-malemy (mangahazo); manala ny voany amin' ny babin-katsaka [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mañihy
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12  mamatra [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  13  manihy, mañihy, manihy, mañihy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20