|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manindao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Halavan-drefy hatreo amin' ny loha tondro havia ka hatramin' ny soroka havanana (mitovy amin' ny dimanjehy ary manakaiky ny iray metatra vazaha) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a yard and a span, from the end of one shoulder across the breast to the tip of the fingers. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Depuis le bout des doigts jusqu' à l' épaule de l' autre bras, la main étant ouverte et le bras allongé [2.415#6697]
Voambolana  6  Toerana

Teny iditra (2/2) 7  manindao
Fototeny  8 indao
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  14 Mitondra homba ny tena, mifaoka, mipaoka: Avy ny rivotra dia nanindao ny tafon'ny tranonay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 to take, to carry [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 emporter, entraîner [1.3]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe manindao
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 amandino, 20 andamino, 21 manadino, 22 mandaoñy, manindao, 23 manodina, manodìna, mañodina, 24 manondia, 25 miondana, miondàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19