Teny iditra | 1 manindasinda |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mampiakatra, manokatra, manangan-day(sambo, lakana, ets): Tsa hanindasinda zamana fange mampipoake zana-bo ao |
Tovy hevitra | 4 maninda |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |