|
|
|
|

Teny iditra1  manindroa
Fototeny  2  indroa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mamerina indroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  faire pour la deuxième fois [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Mpanahaka  9  manintelo, maninefatra, manindimy, maninenina, manimpito, manimbalo, manintsivy, manimpolo
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  amindroan, iondranam, mandriona, manindroa, miandrano, miandrona, miondrana, miondràna, mondraina, namindroa, nanodiram, nidaronam, nirodanam

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11