|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maninganga (tsinganga)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Manainga ny ilany iray: Maninganga ny tongony Ibalita rehefa mandeha [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  8  manatsinganga

Teny iditra (2/2)9  maningangà (tsinganga)
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninganga
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3]
Tovy hevitra  13  manatsingangà
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  15  maninganga, maningangà, maninganga, maningangà

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20