|
|
|
|

Teny iditra 1  maninta
Fototeny  2 sinta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Maharary noho ny asa mamizana mafy natao na noho ny fibatana enta-mavesatra: Maninta ny lamosiko noho ilay fitaomana birikin-dry Dadatoa omaly [1.1]

Fivaditsoratra  8 mananty, maninta

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20