|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manipaka (tsipaka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao
4  Manosika amin' ny tongotra: Aza manipaka ny lamba firakofana sao mangatsiaka ka mandraiki-marary
5  Manda, tsy manaiky: Manipaka ny hevitry ny maro Rabe, ka osa izay hanjò azy!
6  Manary: Manipaka an-dRalay tsy ho zana, ny intsony rainy, fa tafahoatra loatra ny ditrany [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manipaka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13  mitsipika [Tambahoaka, Bara, Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  14  manapika, manipaka, mipanaka, mpanaika, mpianaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20