Teny iditra manipakipaka (kipaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandroaka tsy mitondra roa, manifakifaka hihataka amin-katezerana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manipakipaka
Ny lasa : nanipakipaka
Ny hoavy : hanipakipaka
Filaza mandidy : manipakipaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05