|
|
|
|

Teny iditra 1  manipitsipy
Fototeny  2 tsipitsipy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Nony tonga fanindroany aho, nanipitsipy teny i Dada sy Neny amin' ny hiverenako sy ny hanomanomanana tokantrano ho ahy. [2.4#21]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20