|
|
|
|

Teny iditra 1  maniraka
Fototeny  2 iraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io vaovao lehibe io aho
9 Manendry, manome fahefana: Raisinay amim-panajana tokoa ianao tompoko, satria ny filohan' ny Nosy no naniraka anao
10 Mahatonga: Marina tokoa fa Andriamanitra no naniraka ny safo-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to send a messenger [1.2#291]
Fanazavàna teny frantsay  12 envoyer, expédier, déléguer [1.3#282]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 makirana, 15 manakira, manakirà, 16 manaraky, maniraka, 17 miankara, 18 mikaraña, 19 mirakaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19