|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manirikiry
Fototeny  2 kirikiry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Minia mandà ny hevitr' olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  manirikiry
Fototeny  10 kirikiry
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Mahatonga ho kirina, manorisory [1.1]
Tovy hevitra  17 manakirikiry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22