|
|
|
|

Teny iditra1  manisin-delo
Singan-teny  2  manisina, lelo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mamoaka ny lelo amin' ny fanosehan' ny rivotra azy avy any anaty orona
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to blow the nose
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se moucher

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07