|
|
|
|

Teny iditra 1  manitikitika
Fototeny  2 kitikitika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikasikasika (olona) amin' ny faritra mahatonga azy hihomehy, manibokibo: Tsy tiako ny mandeha amin' ny ahitra fa manitikitika ny faladiako
9 Mangataka amim-pahanginana: Nanitikitika ahy izy mba hahazoany iny akanjo iny ka nomeko
10 Tsy mampandry (saina), mahatonga ho velona ahiahy: Misy fanontaniana manitikitika ny saiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to tickle, to touch with the fingertips [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 chatouiller, toucher avec le bout des doigts [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20