|
|
|
|

Teny iditra 1  manitrikitrika
Fototeny  2 hitrikitrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandentika mandetra (totohondry)
9 Mamelively, mandentidentika: Nanitrikitrika mafy erỳ Ramose tamin' ny tsy nahavitanay ny entimody, kanefa tena tsy nanam-potoana mihitsy izahay [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20