|
|
|
|

Teny iditra 1  manjaika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  6 Enti-milaza ny omby mijanona tsy miraoka ahitra fa mijoro -- na midaboka mandry -- ka mandinika, na mamadikota ny ahitra efa tonga any an-kibo [1.1]

Fivaditsoratra  7 makajany, manjaika, 8 miakanja, 9 mianjaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20