|
|
|
|

Teny iditra 1  manjakazaka
Fototeny  2 zakazaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to lord it over others, to be bossy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 dominer par son autorité [1.8]
Ohatra  9  Izany fahapotehan' ny rafitra demokratika izany dia nohamafisin' ny toeran' ny antoko eo amin' ny fitondrana izay tena manjakazaka. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20