| Teny iditra | 1 manjanaka |
| Fototeny | 2 zanaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talohan' ny nahaterahanay zanany i dada sy neny
9 Miteraka, misy zanany, manana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia ariary folo aza [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to put money out at interest
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 prendre à intérêt
[1.3] 12 prendre l'argent à intérêt [1.8] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manjanaka |
| Fivaditsoratra | 14 mananjaka, mañanjaka, manjanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18 |
|