|
|
|
|

Teny iditra 1  manjehy
Fototeny  2 zehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandrefy amin' ny zehy: Manjehy ny sakan-tenona
9 Maminavina, mametra, mamaritra, mamangitra: Aza manjehy ny andro ho lava è! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to measure by spanning with the hand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 mesurer par empans [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how manjehy
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manjehy, 14 mihenja

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21