|
|
|
|

Teny iditra 1  manjelatra
Fototeny  2 jelatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mamoaka hazavana: Misy kintana manjelatra noho ny sasany
8 Mamoaka hazavana toa tselatr' afo: Nanjelatra ny mason' ilay alika tao anatin' ny maizina. ~ Nanjelatra ny sabatra nosintonin' ny miaramila avy tao amin' ny tranony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 étinceler, jeter des éclats ou des éclairs de lumière, briller [1.3]
Tovy hevitra  10 jelaka
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manjelatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22