|
|
|
|

Teny iditra 1  manjonitra
Fototeny  2 jonitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampiseho endrika malahelo ary malai-mihetsika; mitakoko toa marary noho ny alahelo: Lasa reniny ka manjonitra Ikoto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 être triste, avoir l’air pensif, mélancolique [1.3#300]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17