Teny iditra | manjotsoña | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Midina, mandrorona: Iñy manjotsoña hateñe hoe hanjera ahy iñy raoto save aho lefa (Iny midina avy eny hoehikapoka ahy iny raote dia lasa nandositra aho) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |