|
|
|
|

Teny iditra1  manka~
Sokajin-teny  2  tovona
Fanazavàna teny malagasy  3  Tovona fanaovana matoanteny izay mety hanan-kevitra efatra, eo alohan' ny:
4  1) fototeny sasantsasany: "mahatonga ho" (ohatra Mankahia)
5  2) fototeny sasantsasany: "manome" (ohatra Mankahery)
6  3) fototeny sasantsasany: "manao ho" (ohatra Mankamamy)
7  4) mpamaritra matoanteny manondro toerana sy ny mpampikambana "amy": "mandeha ho" (ohatra Mankeroa, mankamy) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  prefix used to form transitive verbs, some of which have a causative meaning; used with the locatives to form verbs meaning : to go here, to go there, etc [1.7]
Haiendriteny 
9  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31