|
|
|
|

Teny iditra 1  mankafy
Fototeny  2 fy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandre tsiro amin-kafaliana: Mankafy vatomamy ny ankizy
9 Tia, mandre hafinaretana amy...: Mankafy torimaso io Rangahy io
[1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to consider a thing delicious or succulent, to take pleasure in. [1.2]
11 to consider delicious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 trouver délicieux, aimer [1.8]
Mpanahaka  13  mankamamy
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mankafy, 15 mifanka~

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22