|
|
|
|

Teny iditra 1  mankahatra
Fototeny  2 hatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitsapa, manandrana: Nankahatra nitaingina soavaly omby aho fa tsy nahay
9 Mitono tena, manao vy very ny amy...: Nankahatra ny fahavalo izy ka saiky maty
10 Mihaika, mihatsy: Aza mankahatra ny hatezeran-drainao fa maratra eo ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to turn aside, to deviate, to err from; to reach or attain by a wrong method, to do a thing one is told not to do; to try one another's strength, to see which is strongest, to try if one can lift a heavy weight, etc. [1.2]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mankahatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20