|
|
|
|

Teny iditra 1  mankahery
Fototeny  2 hery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manome tanjaka ara-tsaina sy am-panahy indrindra: Mankahery ny fanahy ny fivavahana. / Tsy nitsahatra nankahery ny vadiny narary izy
9 Mamporisika: Mankahery anay amin' ny ataonay izao fanatrehanao izao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20