|
|
|
|

Teny iditra 1  mankatelina
Fototeny  2 telina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandray na manaiky amim-pahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to swallow; to approve; to express thanks for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 approuver [1.3#693, 1.8]
10 agréer, approuver avec satisfaction [1.3#693]
11 apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8]
Ohatra  12  mankatelina, leirainy, hoy ny Andriana ravoravo, Tena volamena ialahy, fa tsy ny korantimà [2.1022#]
13  mankatelina indrindra koa ny tenanay ny R-P Razafintsalama Adolphe, ray aman-dreny sady ara-tsaina no ara-panahy, izay nanaiky hamaky ny boky sy hanao teny fanolorana. [2.606#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20