|
|
|
|

Teny iditra1  mankatoto
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] manamafy: Lehe ampela tsa mankatoto fanambadiaña ko misaraha ho mpianadahy fady (Raha vehivavy tsy manamafy ny fanambadiany dia misaraha ho mpianadahy fady)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07