Teny iditra | 1 manoa |
Fototeny | 2 toa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#704] Accepter, se soumettre, honorer |
Ohatra |
5 Novorin' izy telo mirahalahy manoa mahavita ny fokonolon' i Manakambahiny ary nilazany fa raha tsy miseho io, hodorany ny tanàna. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny manoa io |
Fivaditsoratra | 12 amona-, aoman, manao, manoa, maona, moana, namoa, naoma, omana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |