|
|
|
|

Teny iditra 1  manoaka
Fototeny  2 hoaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampitanatana vava fa vizana, noana na ta hatory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to sigh deeply from hunger or fatigue [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 bailler
11 figuré: avoir envie de dormir [1.3#255]
Ohatra  12  tsy misento aho fa manoaka nahoana hianao no toa very saina? [2.131#454]

Fivaditsoratra  13 manakoa, manoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20