|
|
|
|

Teny iditra 1  manoatoa
Fototeny  2 toatoa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Milaza zavatra tsy mbola fantatra mazava; miomana haingana, mametra andro handehanana ka tsy matahotra akory ny ho voasakan-tsampona: Rahoviana ianao no handeha? Tsy manoatoa aho fa amin' ny Alakamisy no mikasa hiainga [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20