|
|
|
|

Teny iditra 1  manodinkodina
Fototeny  2 hodinkodina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ahoana moa no hampanekena ny olona fa rariny ny hampiharana sazy henjana amina mpiasa iray nangalatra yaorita na akanjo na entana fampiasa andavanandro nefa ny mpanao politika manodinkodina vola an-tapitrisany maro tsy mba voatohintohina, ary na misy aza izany dia lazainy fa zony ny mahazo famotsoran-keloka? [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20