|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manoditra
Fototeny  2 hoditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [mañoditra] [Tanala] mamaofy, manala hoditra: Alao mañoditra aomby maty (ndeha na mandehana manala ny hoditr'omby maty) [1.78]
9 [Tanosy] manala hoditra, mamaofy [1.78]
10 Manenda-koditra: Manodi-boankazo / Manoditra omby
11 Maharangotra ka manjary miendaka ny hoditra: Nanoditra ny ranjoko ilay vato
12 Miendakoditra: Voan' ny vato ny handriko ha nanoditra
13 Vaky miparasaka: Nanoditra ilay vato nitorahako ny vorona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to skin, to peel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 écorcher, éplucher [1.8]

Teny iditra (2/2) 16  manoditra
Fototeny  17 toditra
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
22  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  23 Manandrana kely ny sakafo mbola tsy tena masaka [1.1]

Fivaditsoratra  24 amandroty, manoditra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20